|
Fanolorana - FPMA Toulouse
|
Fiangonana Protestanta Malagasy aty An-dafy - Tafo Toulouse
|
-
Fetim-piangonana 2013
-
Etude biblique
-
Vaovaom-piangonana Isan'Alahady
“Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ary ho fitahiana tokoa ianao” (Genesisy 12 : 2)
Fetim-piangonana : Asabotsy 25 May 2013 12 ora atoandro
Salle des fêtes de Grisolles Fiaraha-misakafo, korana hiarahana amin’ny Zo-Hely sy ny Sampana rehetra ato amin'ny fiangonana
Fandraisan’anjara: 15 € ny lehibe
8 € ny ankizy
Manentana antsika hanome fanomezana izay fointsika hantontosana izany ary hanolotra izany dieny izao any amin'ny Vondronasa Sosialy, ny fanomezana azo tehirizina dia iangaviana haterina ao amin'ny Vieux Temple ny Asabotsy izao (3 ka hatramin'ny 5 ora)
-
Tenin'ny Filoha
Ry hava-malala,
Fifaliana lehibe ho an'ny Mpitandrina sy ny Komity eto amin'ny FPMA Toulouse ny miarahaba anao izay mitsidika ity tranonk'ala ity. Hitondra soa sy aina vaovao ho an'ny fanahinao anie ny fandalovanao eto. Anio ary, dia hoy ny Tompo aminao :" Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondona; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana , dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko " (Apokalipsy 3/20).
|