Radio
Fandraisana Fandraisana

Ny soratra mahafaty fa ny Fanahy no mahavelona (II Kor 3 : 6)



Tao amin’ny fivavahana jiosy no niandohan’ny fetin’ny Pentekosta. « Andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro » (Eks 34: 22) na « fetin’ny fahadimampolo » no niantsoana azy tany am-boalohany. Ny andro faha-50 aorian’ny herinandro fito manaraka ny “andro firavoravoana amin’ny fijinjana ny voaloham-bokatra” (Eks 23: 16) izay atao koa hoe “andro firavoravoana fanevahevana ny amboara” na “Paska” no nankalazana azy, dia amin’ny fotoana ifaranan’ny fiotazana sy fanangonana ary fijinjana ny vokatra eny an-tsaha, ka itondrana fanatitra vaovao indray ho an’i Jehovah.

Mis à jour (Vendredi, 30 Septembre 2011 21:31)

Lire la suite...

 

Mpikabary malagasy : Seho kanto tao Toulouse

Mpikabary malagasy : Seho kanto tao Toulouse

« Nanovozako fahalalana maro mikasika ny fahaiza-mikabary, ny fahendrena malagasy sy ny kolon-tsaina malagasy amin’ny ankapobeny iny fiofanana narahiko tao amin’ny Rantsana FI.MPI.MA. teto Toulouse iny », hoy Atoa Arilaza Randriamahefasoa, iray tamin’ireo mpianatra mpikabary andiany voalohany nivoaka teto Toulouse, sady loha-laharana tamin’ny fanadinana famaranana. « Efa nikabary tamina fotoana sy lanonana samihafa ihany aho hatramin’izay, fa ny nidirako nianatra tao amin’ny FI.MPI.MA. dia nahatsapako fa hafa mihitsy ny kabary antsaina araka ny fenitra tena izy », hoy izy nanohy ny teniny.

Mis à jour (Vendredi, 17 Mai 2013 09:12)

Lire la suite...

 

Baiboly Iainana 19 may : Baiboly manontolo renesina ao anatin'ny herintaona

baiboly_iainana1

Azonao henoina eto ny Fandaharana "Baiboly iainana" rehetra >>

Mis à jour (Vendredi, 18 Juin 2010 09:35)

 

Mihirà fihiram-baovao

Mis à jour (Jeudi, 19 Janvier 2012 11:10)

 
Vaovao tselatra

Karaoké vaovao maro

miandry anao ao amin'ny

"Hira sy Mozika"

=================

 

"Alahadin'ny mpitandrina"

"Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy"

lahatsoratra vaovao

azonao vakina ao amin'ny

"Fivavahana"- "Fizarana"

=================

 

"Vaovao eto amin'ny "anathoth"

"Fampaherezana"

"ao amin'ny Fivavahana"

Raki-tSoratra Masina natao hanampy anao hanao tsianjery sy hifikitra amin'ny Tenin'Andriamanitra

=================

 

Toriteny vaovao

"Ny fanahin'ny fanompoana"

azonao vakiana ao amin'ny

"Fivavahana"

=================

 

Karaoke vaovao

no miandry anao

ao amin'ny

"Hira sy Mozika"

=================