Radio
Fandraisana Tantara

Tantara

Mpikabary malagasy : Seho kanto tao Toulouse

Mpikabary malagasy : Seho kanto tao Toulouse

« Nanovozako fahalalana maro mikasika ny fahaiza-mikabary, ny fahendrena malagasy sy ny kolon-tsaina malagasy amin’ny ankapobeny iny fiofanana narahiko tao amin’ny Rantsana FI.MPI.MA. teto Toulouse iny », hoy Atoa Arilaza Randriamahefasoa, iray tamin’ireo mpianatra mpikabary andiany voalohany nivoaka teto Toulouse, sady loha-laharana tamin’ny fanadinana famaranana. « Efa nikabary tamina fotoana sy lanonana samihafa ihany aho hatramin’izay, fa ny nidirako nianatra tao amin’ny FI.MPI.MA. dia nahatsapako fa hafa mihitsy ny kabary antsaina araka ny fenitra tena izy », hoy izy nanohy ny teniny.

Mis à jour (Vendredi, 17 Mai 2013 09:12)

Lire la suite...

 

Ny zanaka adala

Tantara an-dapihazo nosoratany tamin'ny teny baiko ho lalaovin’ny Firaisan’ny Sampana FPMA Toulouse tamin’ny Gala évangélique 1995 tao amin’ny Institut Catholique Toulouse.  Eto dia amin'ny teny malagasy no anolorana azy ny mpitsidika ny tranonkala.

Mis à jour (Mercredi, 12 Octobre 2011 10:29)

>Tohiny

 

L'itinéraire d'un enfant de Dieu



Fanazavana : Ny zanany, Fitiavana, no nanoratra ity sombin-tantara ity izay nahazoany loka tamin'ny fifaninanana haisoratra nokarakarain'ny Fiangonana FPMA Toulouse tamin'ny fankalazana ny faha-40 taonan'ny FPMA. Isaorana azy ny nanomezany alalana azy hanolotra azy eto ho anao mpitsidika ny Tranonkala. Hatramin'ny fahazazany no efa nitiavan'i Fitiavana nanoratra. Antenaina fa aoriana dia hanana fotoana hijerena ireo tononkalo, tononkira, lahatsoratra sy toriteny nataony izy ka ho afaka hampindrana izany mba hampisehoana azy ato.

Mis à jour (Samedi, 08 Août 2009 11:54)

Lire la suite...

 

Virijiny dimy hendry dimy adala



Tantara an-tsehatra nampanoratin’ny Sampana Vehivavy kristianan’ny FPMA Toulouse azy mba ho lalaoviny amin’ny fety fankalazana ny fahafolo taonany

Mpanolotra : Akaiky ny ririnina. Efa mangatsiatsiaka be ihany ny andro. Miova loko ny natiora. Mavomavo avokoa izay jerena rehetra. Mariry ny hazo. Ravi-maina no hita mihintsana sy mameno ny toerana lalovana rehetra.

Mis à jour (Samedi, 08 Août 2009 08:08)

Lire la suite...

 
Vaovao tselatra

Karaoké vaovao maro

miandry anao ao amin'ny

"Hira sy Mozika"

=================

 

"Alahadin'ny mpitandrina"

"Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy"

lahatsoratra vaovao

azonao vakina ao amin'ny

"Fivavahana"- "Fizarana"

=================

 

"Vaovao eto amin'ny "anathoth"

"Fampaherezana"

"ao amin'ny Fivavahana"

Raki-tSoratra Masina natao hanampy anao hanao tsianjery sy hifikitra amin'ny Tenin'Andriamanitra

=================

 

Toriteny vaovao

"Ny fanahin'ny fanompoana"

azonao vakiana ao amin'ny

"Fivavahana"

=================

 

Karaoke vaovao

no miandry anao

ao amin'ny

"Hira sy Mozika"

=================